Salamo 91:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa homeny baiko hitsinjo anao ny anjeliny+Mba hiaro anao amin’ny lalanao rehetra.+ Salamo 119:133 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 133 Ataovy mamahatra tsara amin’ny teninao+ ny tongotro.Ary enga anie tsy hisy zava-dratsy hanandevo ahy!+
133 Ataovy mamahatra tsara amin’ny teninao+ ny tongotro.Ary enga anie tsy hisy zava-dratsy hanandevo ahy!+