FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 ‘Tsy efa mba nahazo babo sy nizara izany+ ve ry zareo izay?

      Vehivavy iray, vehivavy roa ho an’ny vatan-dehilahy tsirairay.+

      Lamba miloko no azon’i Sisera, eny, lamba miloko,

      Akanjo iray misy peta-kofehy, lamba miloko, akanjo roa misy peta-kofehy

      No eny am-bozon’ny lehilahy nahazo babo.’

  • 1 Samoela 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nitoetra tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy.+ I Davida koa niaraka tamin’ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vadin’i Nabala.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara