1 Samoela 25:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia nitsangana haingana izy+ ka nitaingina+ ampondra, ary nisy mpanompovavy dimy nanaraka azy. Ary niaraka tamin’ireo iraka izy ka lasa vadin’i Davida. 1 Samoela 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nitoetra tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy.+ I Davida koa niaraka tamin’ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vadin’i Nabala.
42 Dia nitsangana haingana izy+ ka nitaingina+ ampondra, ary nisy mpanompovavy dimy nanaraka azy. Ary niaraka tamin’ireo iraka izy ka lasa vadin’i Davida.
3 Ary nitoetra tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy.+ I Davida koa niaraka tamin’ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vadin’i Nabala.