Salamo 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mihamaro ny fahorian’ny foko.+Afaho amin’ny fahorian-tsaina aho.+ Salamo 116:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Namatotra ahy toy ny tady ny fahafatesana,+Ary azom-pahoriana aho toy ny efa any amin’ny Fasana.*+Ory sy nalahelo foana aho.+
3 Namatotra ahy toy ny tady ny fahafatesana,+Ary azom-pahoriana aho toy ny efa any amin’ny Fasana.*+Ory sy nalahelo foana aho.+