Eksodosy 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Farany, dia nitaraina mafy tamin’i Jehovah i Mosesy hoe: “Inona no hataoko amin’ity vahoaka ity? Raha izao no mitohy, dia hitora-bato ahy mihitsy ireo!”+ Nomery 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+
4 Farany, dia nitaraina mafy tamin’i Jehovah i Mosesy hoe: “Inona no hataoko amin’ity vahoaka ity? Raha izao no mitohy, dia hitora-bato ahy mihitsy ireo!”+
10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+