Salamo 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+ Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Salamo 31:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ianao no ialofako, Jehovah ô!+Aoka tsy hitsanga-menatra mihitsy aho.+Afaho aho noho ny fahamarinanao.+ Salamo 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao ho tsara fanahy amiko Jehovah ô, fa azom-pahoriana mafy aho.+Reraky ny fahoriana ny masoko+ sy ny tenako ary ny kiboko.+ Salamo 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+ Salamo 43:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?Hiandry an’Andriamanitra aho,+Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy sady Andriamanitro.+ Salamo 56:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tafaray amin’Andriamanitra aho, ka hidera ny teniny.+Andriamanitra no itokisako, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olona atao amiko?+ Salamo 143:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mahatsiaro ny andro fahiny aho.+Misaintsaina ny zava-drehetra nataonao aho,+Ary ny asan’ny tananao foana no tiako hoeritreretina.+ Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy,+ ary mihazakazaka ho ao ny marina ka voaro.+ Habakoka 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia mbola hifaly amin’i Jehovah ihany aho,+ sy hiravoravo amin’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy.+ Lioka 22:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia nisy anjely anankiray avy any an-danitra niseho taminy, ary nankahery azy.+
6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
31 Ianao no ialofako, Jehovah ô!+Aoka tsy hitsanga-menatra mihitsy aho.+Afaho aho noho ny fahamarinanao.+
9 Aoka ianao ho tsara fanahy amiko Jehovah ô, fa azom-pahoriana mafy aho.+Reraky ny fahoriana ny masoko+ sy ny tenako ary ny kiboko.+
5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?Hiandry an’Andriamanitra aho,+Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy sady Andriamanitro.+
4 Tafaray amin’Andriamanitra aho, ka hidera ny teniny.+Andriamanitra no itokisako, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olona atao amiko?+
5 Mahatsiaro ny andro fahiny aho.+Misaintsaina ny zava-drehetra nataonao aho,+Ary ny asan’ny tananao foana no tiako hoeritreretina.+
18 Dia mbola hifaly amin’i Jehovah ihany aho,+ sy hiravoravo amin’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy.+