FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia avotr’i Davida daholo izay nalain’ny Amalekita,+ ary nafahany koa ny vadiny roa.

  • Salamo 34:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+

      Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+

  • Ohabolana 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny marina no vonjena amin’ny fahoriana,+ ary ny ratsy fanahy kosa no iharan’izany ho solony.+

  • Ohabolana 24:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany,+ fa ny ratsy fanahy kosa ho solafaka noho ny loza manjo azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara