Genesisy 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary rehefa hitan’i Rahely fa tsy niteraka tamin’i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy, ka niteny tamin’i Jakoba hoe:+ “Omeo zaza aho, fa raha tsy izany dia ho faty.”+
30 Ary rehefa hitan’i Rahely fa tsy niteraka tamin’i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy, ka niteny tamin’i Jakoba hoe:+ “Omeo zaza aho, fa raha tsy izany dia ho faty.”+