19 Ary nataon’Andriamanitra nitresaka ny lavaka iray niendrika laona tao Lehy, ka nisy rano+ nivoaka avy tao. Koa nisotro izy, dia nody ny ainy+ ka velombelona izy.+ Izany no nanaovany ny anaran’ilay toerana hoe En-hakore, izay any Lehy mandraka androany.