Mpitsara 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia natorony azy ireo ilay fidirana. Koa nasian’izy ireo tamin’ny lelan-tsabatra+ ny tao an-tanàna, fa ralehilahy sy ny fianakaviany manontolo kosa navelany handeha.+
25 Dia natorony azy ireo ilay fidirana. Koa nasian’izy ireo tamin’ny lelan-tsabatra+ ny tao an-tanàna, fa ralehilahy sy ny fianakaviany manontolo kosa navelany handeha.+