Daniela 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary i Belsazara+ Mpanjaka dia nanao fanasambe ho an’ny olo-manan-kajany arivo lahy, ka nisotro divay teo anatrehan’ireo.+ Lioka 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hilaza amin’ny tenako aho+ hoe: “Ralehilahy ô, manana zava-tsoa maro voatahiry ho amin’ny taona maro ianao. Mialà sasatra, mihinàna, misotroa, mifalia.”’+
5 Ary i Belsazara+ Mpanjaka dia nanao fanasambe ho an’ny olo-manan-kajany arivo lahy, ka nisotro divay teo anatrehan’ireo.+
19 Dia hilaza amin’ny tenako aho+ hoe: “Ralehilahy ô, manana zava-tsoa maro voatahiry ho amin’ny taona maro ianao. Mialà sasatra, mihinàna, misotroa, mifalia.”’+