Josoa 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny anjaran’ny fokon’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy, izay azony tamin’ny antsapaka,+ dia nitatra hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina+ ary ny farany atsimon’i Negeba.+ Joba 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa vetivety fotsiny ny fihobian’ny ratsy fanahy,+Ary mihelina ihany ny fifalian’ny mpivadi-pinoana?
15 Ary ny anjaran’ny fokon’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy, izay azony tamin’ny antsapaka,+ dia nitatra hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina+ ary ny farany atsimon’i Negeba.+
5 Fa vetivety fotsiny ny fihobian’ny ratsy fanahy,+Ary mihelina ihany ny fifalian’ny mpivadi-pinoana?