Eksodosy 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+ Salamo 73:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka.
14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+
19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka.