1 Samoela 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nandeha nody tany an-tranony tany Rama i Elkana, ary ilay zaza kosa lasa mpanompon’i+ Jehovah teo anatrehan’i Ely mpisorona. 1 Samoela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 I Samoela kosa nanompo+ teo anatrehan’i Jehovah. Mbola zaza izy tamin’izay, ary nanao efoda rongony izay nisy fehikibo nafatotra taminy.+
11 Dia nandeha nody tany an-tranony tany Rama i Elkana, ary ilay zaza kosa lasa mpanompon’i+ Jehovah teo anatrehan’i Ely mpisorona.
18 I Samoela kosa nanompo+ teo anatrehan’i Jehovah. Mbola zaza izy tamin’izay, ary nanao efoda rongony izay nisy fehikibo nafatotra taminy.+