Josoa 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 sy ny tanàna kely rehetra nanodidina an’ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera,+ izany hoe Rama+ any atsimo. Izany no lovan’ny fokon’ny taranak’i Simeona, araka ny fianakaviany avy.
8 sy ny tanàna kely rehetra nanodidina an’ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera,+ izany hoe Rama+ any atsimo. Izany no lovan’ny fokon’ny taranak’i Simeona, araka ny fianakaviany avy.