Josoa 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nitso-drano an’i Kaleba zanak’i Jefone i Josoa, ka nanome an’i Hebrona ho lovany.+ 2 Samoela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary hoy i Davida: “Any aninona no hiakarako?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+
2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary hoy i Davida: “Any aninona no hiakarako?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+