54 ka nantsoiny haingana ilay mpanompo nitondra ny fitaovam-piadiany, ary hoy izy: “Tsoahy ny sabatrao, ka vonoy ho faty aho,+ sao holazain’ny olona hoe: ‘Vehivavy no namono azy.’” Dia notrabahan’ilay mpanompony avy hatrany izy, ka maty.+
4 Koa hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany:+ “Tsoahy ny sabatrao+ dia trobahy amin’iny aho, sao ho avy ireo tsy mifora+ ireo ka hampijalijaly+ ahy.” Tsy nety+ anefa ilay mpitondra fiadiana, satria natahotra be. Koa nalain’i Saoly ny sabatra, dia nianjerany.+