Nomery 33:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Ary izay nokasaiko hanafaizana azy no hanafaizako anareo.’”+ Deoteronomia 28:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hohanin’ny firenen-kafa tsy fantatrao ny vokatry ny taninao sy izay rehetra novokarinao.+ Ary hambakain’ny sasany sy hampahorina mafy foana ianao.+ 1 Tantara 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nony tazan’ny Israelita rehetra teny amin’ny lemaka iva fa nandositra ny miaramila, ary maty i Saoly sy ny zanany, dia nandao ny tanànany izy ireo ka nandositra.+ Ary tonga tany ny Filistinina, ka nonina tany.
33 Hohanin’ny firenen-kafa tsy fantatrao ny vokatry ny taninao sy izay rehetra novokarinao.+ Ary hambakain’ny sasany sy hampahorina mafy foana ianao.+
7 Nony tazan’ny Israelita rehetra teny amin’ny lemaka iva fa nandositra ny miaramila, ary maty i Saoly sy ny zanany, dia nandao ny tanànany izy ireo ka nandositra.+ Ary tonga tany ny Filistinina, ka nonina tany.