Genesisy 35:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tatỳ aoriana dia maty i Debora,+ ilay vehivavy nampinono an’i Rebeka taloha, ka nalevina teo akaikin’i Betela, teo am-pototry ny hazo goavam-be iray. Koa nataon’i Jakoba hoe Alona-bakota ny anaran’ilay hazo. 2 Samoela 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nandefa iraka ho any amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada+ i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo,+ satria naneho izany hatsaram-panahy feno fitiavana+ izany tamin’i Saoly tomponareo, ka nandevina azy!+
8 Tatỳ aoriana dia maty i Debora,+ ilay vehivavy nampinono an’i Rebeka taloha, ka nalevina teo akaikin’i Betela, teo am-pototry ny hazo goavam-be iray. Koa nataon’i Jakoba hoe Alona-bakota ny anaran’ilay hazo.
5 Koa nandefa iraka ho any amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada+ i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo,+ satria naneho izany hatsaram-panahy feno fitiavana+ izany tamin’i Saoly tomponareo, ka nandevina azy!+