FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa hoy izy tamin’ireo zanany ireo:+ “Nahoana ianareo no manao toy izany foana?+ Ratsy ny zavatra reko tamin’ny olon-drehetra momba anareo.+

  • Ohabolana 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Faizo ny zanakao dieny mbola misy fanantenana,+ ary aza maniry ny hahafatesany.+

  • Mpitoriteny 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa satria tsy tanterahina haingana ny fanamelohana noho ny ratsy natao,+ dia mikiry manao ratsy ny fon’ny zanak’olombelona.+

  • 1 Timoty 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary anaro+ eo imason’ny rehetra ny olona zatra manota,+ mba hatahotra koa ny sisa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara