FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • 1 Samoela 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy+ tsara mihitsy, anaka, ny tatitra reko aelin’ny olon’i Jehovah.+

  • 1 Samoela 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra,+ ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+

  • 1 Samoela 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary hoy i Abiatara tamin’i Davida: “Novonoin’i Saoly ny mpisoron’i Jehovah.”

  • 1 Mpanjaka 2:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Koa nesorin’i Solomona tsy ho mpisoron’i Jehovah i Abiatara, mba hahatanteraka ilay tenin’i Jehovah nanameloka ny taranak’i Ely,+ tany Silo.+

  • Hebreo 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa raha minia+ manota isika rehefa avy nahalala marina tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara