1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ Salamo 75:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Andriamanitra no mpitsara.+Mampietry ny anankiray izy, ary manandratra ny anankiray.+