1 Samoela 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nantsoin’i Jehovah i Samoela, ka namaly hoe: “Intỳ aho.”+ Salamo 99:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+ Amosa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+
6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+
7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+