Salamo 55:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+ Salamo 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+
22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+