Josoa 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+ Josoa 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy ny taranak’i Josefa: “Tsy ampy ho anay tokoa ilay faritra be tendrombohitra. Izao anefa: Manana kalesin’ady+ misy lelan’antsy ny Kananita rehetra mipetraka eny amin’ny lemaka iva, dia ireo any Beti-sana+ mbamin’ny tanàna miankina aminy, sy ireo eny amin’ny lemaka ivan’i Jezirela.”+
5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+
16 Ary hoy ny taranak’i Josefa: “Tsy ampy ho anay tokoa ilay faritra be tendrombohitra. Izao anefa: Manana kalesin’ady+ misy lelan’antsy ny Kananita rehetra mipetraka eny amin’ny lemaka iva, dia ireo any Beti-sana+ mbamin’ny tanàna miankina aminy, sy ireo eny amin’ny lemaka ivan’i Jezirela.”+