FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Nataon’ny tanako ireo zava-drehetra ireo, ka nanjary nisy daholo”,+ hoy i Jehovah. “Ny olona toy izao no tsinjoviko: Ny ory sy ny torotoro fo+ ary ireo mangovitra noho ny teniko.+

  • Lioka 1:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Hoy àry i Maria: “Intỳ aho mpanompovavin’i Jehovah!+ Enga anie ho tanteraka amiko izany araka ny teninao!” Dia nandao azy ilay anjely.

  • Hebreo 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa aoka àry isika hanatona+ ny seza fiandrianan’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa, ary ho sahy hiteny+ rehefa manao izany. Amin’izay isika dia hahazo famindram-po ary hanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa, mba hahazoana fanampiana amin’ny fotoana mety.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara