1 Samoela 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hitan’ny olona tao Asdoda izany, ka hoy izy ireo: “Aoka tsy havela hitoetra eto amintsika ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely, fa ny tanany efa namely mafy antsika sy Dagona andriamanitsika.”+
7 Dia hitan’ny olona tao Asdoda izany, ka hoy izy ireo: “Aoka tsy havela hitoetra eto amintsika ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely, fa ny tanany efa namely mafy antsika sy Dagona andriamanitsika.”+