-
Josoa 13:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 dia ny faritra nisy ny andriana dimy mpiray dinan’ny+ Filistinina izay nifehy ny tanànan’i Gaza+ sy Asdoda+ sy Askelona+ sy Gata+ ary Ekrona,+ sady nisy ny Avita+ koa. Noheverina fa an’ny Kananita+ kosa taloha ny faritra hatrany amin’ny sampan’i Neily tandrifin’i Ejipta, ka hatrany amin’ny sisin’i Ekrona any avaratra.+
-
-
1 Samoela 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa hoy ny Filistinina: “Inona no fanatitra noho ny heloka tokony haterinay any aminy?” Dia hoy ireo: “Hemoroida volamena dimy sy voalavo mpitsambikina dimy vita amin’ny volamena, araka ny isan’ny andriana mpiray dinan’ny Filistinina.+ Mitovy ihany mantsy ny loza manjo anareo rehetra sy ireo andriana mpiray dina eo aminareo.
-