Rota 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hoy i Rota Moabita tamin’i Naomy: “Aoka re aho hankany an-tsaha, mba hitsimpona ny salohim-bary avelan’izay+ olona hahazoako sitraka.” Koa hoy i Naomy: “Mandehana, anaka!” Rota 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tsy niala teo akaikin’ireo tovovavy mpanompon’i Boaza mihitsy i Rota rehefa nitsimpona izay navelan’ny mpijinja, mandra-pahatapitry ny fijinjana vary orza+ sy ny fijinjana varimbazaha. Ary niara-nonina tamin’ny rafozambaviny foana izy.+
2 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hoy i Rota Moabita tamin’i Naomy: “Aoka re aho hankany an-tsaha, mba hitsimpona ny salohim-bary avelan’izay+ olona hahazoako sitraka.” Koa hoy i Naomy: “Mandehana, anaka!”
23 Ary tsy niala teo akaikin’ireo tovovavy mpanompon’i Boaza mihitsy i Rota rehefa nitsimpona izay navelan’ny mpijinja, mandra-pahatapitry ny fijinjana vary orza+ sy ny fijinjana varimbazaha. Ary niara-nonina tamin’ny rafozambaviny foana izy.+