FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy izy taminy: “Itondray vantotr’ombivavy telo taona aho, ary koa osivavy telo taona sy ondrilahy telo taona sy domohina ary zana-boromailala.”+

  • 1 Samoela 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa manaova sarety vaovao,+ ary makà ombivavy roa mampinono, izay mbola tsy nasiana zioga mihitsy.+ Fehezo eo amin’ilay sarety ireo ombivavy, dia alefaso mody ny zanany mba tsy hanaraka azy.

  • 1 Samoela 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa hoy i Samoela: “Ataoko ahoana no fandeha any? Raha vao ren’i Saoly izany, dia hovonoiny ho faty aho.”+ Ary hoy i Jehovah: “Mitondrà vantotr’ombivavy avy amin’ny andian’omby, ka lazao hoe: ‘Tonga hanao sorona ho an’i Jehovah aho.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara