Mpitsara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nankany Gaza+ i Samsona indray mandeha, ary nahita vehivavy mpivaro-tena izy tany, ka nankao aminy.+ Mpitsara 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nosamborin’ny Filistinina izy, ka nopotsirin’ireo ny masony roa.+ Ary nentin’ireo nidina nankany Gaza+ izy, ka nofatorany tamin’ny gadra varahina roa.+ Dia lasa mpanodina vato lehibe fikosoham-bary+ tao am-ponja+ izy. Amosa 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia handefasako afo ny mandan’i Gaza,+ ka handevona ny tilikambo fonenana eo aminy izany. Asan’ny Apostoly 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa nisy anjelin’i Jehovah+ niteny tamin’i Filipo hoe: “Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo any amin’ny lalana midina avy any Jerosalema ho any Gaza.” Lalana any an-tany efitra izany.
16 Nankany Gaza+ i Samsona indray mandeha, ary nahita vehivavy mpivaro-tena izy tany, ka nankao aminy.+
21 Dia nosamborin’ny Filistinina izy, ka nopotsirin’ireo ny masony roa.+ Ary nentin’ireo nidina nankany Gaza+ izy, ka nofatorany tamin’ny gadra varahina roa.+ Dia lasa mpanodina vato lehibe fikosoham-bary+ tao am-ponja+ izy.
26 Fa nisy anjelin’i Jehovah+ niteny tamin’i Filipo hoe: “Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo any amin’ny lalana midina avy any Jerosalema ho any Gaza.” Lalana any an-tany efitra izany.