Levitikosy 11:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Fa izaho no Jehovah izay nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta mba hasehoko aminareo fa Andriamanitra aho.+ Koa aoka ho masina ianareo,+ satria masina aho.+ 1 Samoela 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+
45 Fa izaho no Jehovah izay nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta mba hasehoko aminareo fa Andriamanitra aho.+ Koa aoka ho masina ianareo,+ satria masina aho.+
2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+