FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy ny zanak’Israely tamin’i Mosesy: “Ho faty tokoa izahay! Ho ringana tokoa izahay! Ho ringana tokoa izahay rehetra!+

  • 2 Samoela 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa natahotra an’i Jehovah+ i Davida tamin’iny andro iny, ka nilaza hoe: “Ahoana no hahatongavan’ny Vata masin’i Jehovah any amiko?”+

  • 1 Tantara 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary natahotra an’ilay tena Andriamanitra i Davida tamin’iny andro iny,+ ka nilaza hoe: “Ataoko ahoana ny hitondra ny Vata masin’Andriamanitra ho any amiko?”+

  • Salamo 76:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Mendrika hatahorana ianao,+

      Ary iza no mahajoro eo anatrehanao, raha tezitra mafy ianao?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara