2 Tantara 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda. Nehemia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’io volana+ io, dia nivory ny zanak’Israely, ka nifady hanina+ sy nitafy lamba gony+ ary nihosim-bovoka.+ Joela 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Koa miverena amiko amin’ny fonareo manontolo”,+ hoy i Jehovah, “ka mifadia hanina+ sy mitomania ary midradradradrà.+
3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda.
9 Tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’io volana+ io, dia nivory ny zanak’Israely, ka nifady hanina+ sy nitafy lamba gony+ ary nihosim-bovoka.+
12 “Koa miverena amiko amin’ny fonareo manontolo”,+ hoy i Jehovah, “ka mifadia hanina+ sy mitomania ary midradradradrà.+