FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘Ary raha ondry aman’osy+ no akany ho fanatitra dorana, na zanak’ondry izany na osy, dia lahy+ tsy misy kilema no hatolony.+

  • Mpitsara 6:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary manorena alitara ho an’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tampon’ity toerana voaro mafy ity, ka ataovy mitandahatra ny vato eo aminy. Ary alaivo ilay vantotr’ombilahy faharoa, dia atolory ho fanatitra dorana eo ambony kitay, ka ilay tsato-kazo masina hokapainao no hataonao kitay.”

  • 1 Mpanjaka 18:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia nilatsaka ny afon’i+ Jehovah ka nandevona ny fanatitra dorana+ sy ny kitay sy ny vato ary ny vovoka. Ritran’ny afo koa ny rano tao amin’ilay tatatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara