Salamo 99:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+
6 Anisan’ny mpisorony i Mosesy sy Arona,+Ary anisan’ny niantso ny anarany i Samoela.+Niantso an’i Jehovah izy ireo, dia namaly azy ireo izy.+