FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nataon’i Jehovah nifanaritaka teo anoloan’ny Israely izy ireo.+ Koa namono azy ireo ny Israely ka nahafaty be dia be tao Gibeona.+ Ary nenjehin’ny Israely tany amin’ny lalana mankany amin’ny fiakarana ao Beti-horona izy ireo, ka naripany hatrany Azeka+ sy Makeda.+

  • Mpitsara 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nataon’i Jehovah nifanaritaka+ i Sisera sy ny kalesin’adiny rehetra ary ny tobiny rehetra, ka matin’ny lelan-tsabatra teo anoloan’i Baraka izy ireo. Dia nidina niala tamin’ny kalesiny i Sisera, ka nihazakazaka nandositra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara