Deoteronomia 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo ho anareo, mba hamonjena anareo.’+ Deoteronomia 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Hataon’i Jehovah resy eo anoloanao ny fahavalonao+ izay mitsangana hiady aminao. Lalana iray no hivoahany hiady aminao, fa lalana fito kosa no handosirany eo anoloanao.+
4 fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo ho anareo, mba hamonjena anareo.’+
7 “Hataon’i Jehovah resy eo anoloanao ny fahavalonao+ izay mitsangana hiady aminao. Lalana iray no hivoahany hiady aminao, fa lalana fito kosa no handosirany eo anoloanao.+