1 Timoty 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza malaky mametra-tanana+ amin’olona na iza na iza,+ ary aza miombona ota amin’ny olona,+ fa arovy ny tenanao mba hadio hatrany.+
22 Aza malaky mametra-tanana+ amin’olona na iza na iza,+ ary aza miombona ota amin’ny olona,+ fa arovy ny tenanao mba hadio hatrany.+