Joba 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Raha mba voalanja daholo mantsy ny fahoriako,+Sady atao eo amin’ny mizana ny loza manjo ahy! Joba 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Tena maharikoriko ahy ny aiko!+Hamoaka ny fitarainako aho,Ary hiteny ao anatin’ny fahoriam-poko.