1 Samoela 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Jehovah taminy:+ “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao,+ satria tsy ianao no laviny, fa izaho no laviny tsy ho mpanjakany.+ Hosea 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nanome mpanjaka anao tao anatin’ny fahatezerako aho,+ ary hanaisotra azy ao anatin’ny fahavinirako.+
7 Dia hoy i Jehovah taminy:+ “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao,+ satria tsy ianao no laviny, fa izaho no laviny tsy ho mpanjakany.+
11 Dia nanome mpanjaka anao tao anatin’ny fahatezerako aho,+ ary hanaisotra azy ao anatin’ny fahavinirako.+