FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nihalehibe i Samoela, ka nomba azy i Jehovah.+ Ary tsy nisy navelany ho raraka an-tany ny teniny rehetra.+

  • Isaia 44:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ilay manatanteraka ny tenin’ny mpanompony, Ilay manatontosa an-tsakany sy an-davany ny hafatra ambaran’izay irahiny,+ eny, Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Honenana izy’,+ ary momba an’ireo tanànan’i Joda hoe: ‘Haorina indray ireny,+ ary hatsangako indray ny toerany efa rava.’+

  • Zakaria 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary ny teniko sy ny fitsipika izay nandidiako ny mpaminany mpanompoko,+ tsy nihatra tamin’ny razanareo ve izany?’+ Koa niova hevitra izy ireo ka niaiky hoe: ‘Araka izay efa noeritreretin’i Jehovah Tompon’ny tafika hatao amintsika,+ sy araka izay lalana narahintsika, ary araka izay nataontsika, no ataony amintsika.’”+

  • Hebreo 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Fahiny ela be, dia niteny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ny mpaminany+ Andriamanitra. Ary imbetsaka+ sady tamin’ny fomba maro no nanaovany izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara