Genesisy 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary tsy nanan-janaka tamin’i Abrama i Saray vadiny.+ Izy kosa anefa nanana mpanompovavy ejipsianina: Hagara+ no anarany. Genesisy 29:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Rehefa hitan’i Jehovah fa nankahalaina i Lea, dia nataony izay hananany zanaka,*+ fa i Rahely kosa momba.+
16 Ary tsy nanan-janaka tamin’i Abrama i Saray vadiny.+ Izy kosa anefa nanana mpanompovavy ejipsianina: Hagara+ no anarany.
31 Rehefa hitan’i Jehovah fa nankahalaina i Lea, dia nataony izay hananany zanaka,*+ fa i Rahely kosa momba.+