-
Mpitsara 9:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ary mifohaza aloha be raha vao miposaka ny masoandro ny ampitso maraina, ka aoka ianareo hirohotra hanafika ny tanàna. Koa rehefa mivoaka hiady aminao izy sy ny olony, dia ataovy aminy daholo izay rehetra mety ho vitanao.”
-