1 Samoela 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hiasa aminao ny fanahin’i+ Jehovah, ka hiteny toy ny mpaminany+ miaraka amin’izy ireo eo ianao, sady hovana ho olom-baovao. 1 Mpanjaka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+ Salamo 51:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô,+Ary omeo toe-tsaina vaovao tsy miovaova.+
6 Ary hiasa aminao ny fanahin’i+ Jehovah, ka hiteny toy ny mpaminany+ miaraka amin’izy ireo eo ianao, sady hovana ho olom-baovao.
12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+