FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha vao avy nolazain’ilay anjelin’i Jehovah tamin’ny zanak’Israely rehetra izany teny izany, dia nidradradradra nitomany ny vahoaka.+

  • Mpitsara 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nankany Betela+ ny olona, ka nipetraka teo anatrehan’Andriamanitra+ mandra-paharivan’ny andro, sady nidradradradra nitomany be mihitsy.+

  • 1 Samoela 30:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nidradradradra nitomany+ i Davida sy ny olona niaraka taminy, ary rehefa tsy nanan-kery hitomaniana intsony izy ireo vao nangina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara