FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia niainga izy ireo. Ary nataon’Andriamanitra nihorohoro ireo tanàna nanodidina,+ ka tsy nanenjika ny zanak’i Jakoba ireny.

  • 2 Tantara 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nasiany koa ny tanàna rehetra manodidina an’i Gerara, satria efa nataon’i Jehovah raiki-tahotra+ ny olona. Ary norobainy ny tanàna rehetra, fa be zavatra azo norobaina tao.+

  • 2 Tantara 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nataon’i Jehovah raiki-tahotra+ ny fanjakana rehetra nanodidina ny Joda, ka tsy niady tamin’i Josafata.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara