2 Samoela 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy anefa i Davida: “Misy zavatra iombonako aminareo angaha moa,+ ry zanak’i Zeroia, no ho mpanohitra+ ahy ianareo anio? Hisy olona hovonoina ho faty ve eto amin’ny Israely anio?+ Angaha moa tsy fantatro tsara fa efa mpanjakan’ny Israely aho izao?” Ohabolana 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hatsaram-panahy sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka,+ ary hatsaram-panahy no mampaharitra ny seza fiandrianany.+ Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+
22 Hoy anefa i Davida: “Misy zavatra iombonako aminareo angaha moa,+ ry zanak’i Zeroia, no ho mpanohitra+ ahy ianareo anio? Hisy olona hovonoina ho faty ve eto amin’ny Israely anio?+ Angaha moa tsy fantatro tsara fa efa mpanjakan’ny Israely aho izao?”
28 Hatsaram-panahy sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka,+ ary hatsaram-panahy no mampaharitra ny seza fiandrianany.+
19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+