Deoteronomia 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.
19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.