Salamo 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina.+Manadio* ahy ianao. Ho hitanao fa tsy nisy teti-dratsy nataoko.+Tsy hanota ny vavako.+ Salamo 37:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Diniho ny tsy manan-tsiny, ary jereo ny olo-mahitsy,+Fa fiadanana no miandry azy amin’ny hoavy.+ Jaona 18:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy i Pilato: “Inona ny marina?” Nivoaka teo amin’ny Jiosy indray i Pilato rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Tsy hitako izay fahadisoany.+ Asan’ny Apostoly 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy nitsiriritra volafotsy na volamena na fitafian’iza na iza aho,+ 1 Tesalonianina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa mbola tsy nanao teny mandoka+ mihitsy izahay rehefa tonga teo aminareo—fantatrareo tsara izany. Mbola tsy nifetsy+ anareo noho ny fitsiriritana+ koa izahay. Ary Andriamanitra no vavolombelon’izany!
3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina.+Manadio* ahy ianao. Ho hitanao fa tsy nisy teti-dratsy nataoko.+Tsy hanota ny vavako.+
38 Hoy i Pilato: “Inona ny marina?” Nivoaka teo amin’ny Jiosy indray i Pilato rehefa avy nilaza izany, ka nanao hoe: “Tsy hitako izay fahadisoany.+
5 Fa mbola tsy nanao teny mandoka+ mihitsy izahay rehefa tonga teo aminareo—fantatrareo tsara izany. Mbola tsy nifetsy+ anareo noho ny fitsiriritana+ koa izahay. Ary Andriamanitra no vavolombelon’izany!